Merina (Malagasy)
Kalon'ny Arivo Taona

Mivadika ny taona,
Fiainam-baovao,
Tsy hitodihana ny omaly,
Ary hadinoy ny lasa.

Raiso ny tanako, ry akama,
Andao hiara-mamindra,
Amin'ny tontolo vaovao,
Dia ilay arivo taona fahatelo.

Vololona Ramiakajato and Tantely Andriamanakasina